Candidat - Commune Antananarivo
« Raisiko ny andraikitra »
Monja Roindefo
Kandida ho ben’ny Tanana eto Antananarivo Renivohitra satria
- Zanaky ny mpitolona Tia Tanindrazana Monja Jaona izay nanefy ara-potokevitra sy ara-politika azy ;
- Nandalo ny sekoly politika ny antoko MONIMA niaraka
- Tsy mpanao politika kisendrasendra nateraky ny zava misy ;
- Tsy mbola niovaova fotokevitra sy zotra politika ;
- Mijoro hatrany hiaro ny vahoaka maro an’isa iharan’ny tsindry hazo lena, ny tsy rariny na faritra iza na aiza ;
- Tsy manaiky ny famotehana an’ i Madagasikara.
- Praiminisitra tao anatin’ny fotoana fohy nefa nahavita fanatsarana maro teo anivon’ny foloalindahy ; fampianarana ambony ; ny fonksionera
Zotra politika
- Malagasy
- Manambady ary manan-janaka
- Miaina sy monina eto Antananarivo Renivohitra nanomboka ny fahazazany ka hatrizao
- Nianatra teny amin’ny oniversité Antananarivo ary nanohy ny fianarany tany ivelany.
- Mahafehy ny tenim-pirenena frantsay, anglisy, alemana, rosiana
- Filohan’ny antoko MONIMA
- Olona mahitsy, azo itokisana , manana traikefa homena anao
- Zanaka malagasy ary lehibe teto Antananarivo renivohitra
Ny momba azy manokana
- Zanaky ny mpitolona Tia Tanindrazana Monja Jaona izay nanefy ara-potokevitra sy ara-politika azy ;
- Nandalo ny sekoly politika ny antoko MONIMA niaraka
- Tsy mpanao politika kisendrasendra nateraky ny zava misy ;
- Tsy mbola niovaova fotokevitra sy zotra politika ;
- Mijoro hatrany hiaro ny vahoaka maro an’isa iharan’ny tsindry hazo lena, ny tsy rariny na faritra iza na aiza ;
- Tsy manaiky ny famotehana an’ i Madagasikara.
- Praiminisitra tao anatin’ny fotoana fohy nefa nahavita fanatsarana maro teo anivon’ny foloalindahy ; fampianarana ambony ; ny fonksionera
Tsy nitondra fiovana sy mangirana teo amin’ny fiainanao hatramin’izay ve ireo Ben ny tanana nifanesy teto
NV 60