
Publications similaires
Fifidianana Ben’ny Tanàna ny faha-11 desambra 2024
Fampahafantarana fohy ny Kandidà Monja Roindefo Zafitsimivalo Ho amin’ny Ben’ny Tanàna Antananarivo Renivohitry Madagascar NV 2
FANDAHARANA MANOKANA »ZO HITENY »
ALAROBIA 09 OKTOBRA 2024 HIARAHANA AMIN’I RAPATSALAHY Gérald – Mpamakafaka politika RAMAHENINA Bruno – Birao politika MFM Hitondra famakafakana mahakasika ny fifidianana ben’ny…

vahoaka eny Andavamamba
Hihaona amin’ny vahoaka eny Andavamamba ny Alarobia faha-20 novambra 2024 manomboka amin’ny 02:00 ora tolakandro. NV 16

Centre arrupe faravohitra
Centre Arrupe Faravohitra: Nampihaona ireo kandida Ben’ny tanànan’ Antananarivo renivohitra saingy tsy tonga ireo roa avy amin’ny antoko TIM sy IRMAR. NV 6
Antsakaviro 30 oktobra 2024
Fivorian’ny solontena avy amin’ny FI2M (Fivondronana ifotony Manohana an’i Monja) avy amin’ny boriboritany 06 eto Antananarivo renivohitra. Vonona ny handresy lahatra ny 75…