vahoaka eny Andavamamba
Hihaona amin’ny vahoaka eny Andavamamba ny Alarobia faha-20 novambra 2024 manomboka amin’ny 02:00 ora tolakandro.
Hihaona amin’ny vahoaka eny Andavamamba ny Alarobia faha-20 novambra 2024 manomboka amin’ny 02:00 ora tolakandro.
Namaly ny fanontaniana napetraky ny mponina teny an-toerana ny Kandidà Ben’ny Tanàn’Antananarivo Renivohitra Monja Roindefo Laharana faha-5 NV 3
Andro sarobidy iray ifandraisana amin’ny tantaran’ny fokontanin’Andranovory Ambolokandrina. Izany fahafenoana izany no tsapa rehefa mandeha sy manaraka ny zanako any an-tsekoly amin’ny maraina,…
Centre Arrupe Faravohitra: Nampihaona ireo kandida Ben’ny tanànan’ Antananarivo renivohitra saingy tsy tonga ireo roa avy amin’ny antoko TIM sy IRMAR. NV 6
Soirée organisée par l’ADS ou Association de Diego Suarez le Samedi 19 octobre 2024 au PK00 Soarano. Misaotra ny Fikambanana Diego Suarez nanasa anay…
Fifankahitana tamin’Ingahibe, Zokibe Ramanantselonina dit Tselonina « Beau Gosse hono fa tsy ampy Saosy » NV 1