Andro sarobidy iray ifandraisana amin’ny tantaran’ny fokontanin’Andranovory Ambolokandrina.
Andro sarobidy iray ifandraisana amin’ny tantaran’ny fokontanin’Andranovory Ambolokandrina.
Izany fahafenoana izany no tsapa rehefa mandeha sy manaraka ny zanako any an-tsekoly amin’ny maraina, eny amin’ny fokontany izay nandraisako anjara ny fampandrosoana azy, tamin’ny fotoana mbola hany tendrombohitra sy tanimbary tamin’ny fiandohan’ny taona 2000 ary tanàna fonenan’i Raiamandreny Razanamasy izay mpinamana ny fianakavianay hatramin’ny razambe tamin’i Monja Jaona.