Publications similaires
FANDAHARANA MANOKANA »ZO HITENY »
ALAROBIA 09 OKTOBRA 2024 HIARAHANA AMIN’I RAPATSALAHY Gérald – Mpamakafaka politika RAMAHENINA Bruno – Birao politika MFM Hitondra famakafakana mahakasika ny fifidianana ben’ny…
Antsakaviro 30 oktobra 2024
Fivorian’ny solontena avy amin’ny FI2M (Fivondronana ifotony Manohana an’i Monja) avy amin’ny boriboritany 06 eto Antananarivo renivohitra. Vonona ny handresy lahatra ny 75…
Anatihazo I-II 20 novambra 2024
Namaly ny fanontaniana napetraky ny mponina teny an-toerana ny Kandidà Ben’ny Tanàn’Antananarivo Renivohitra Monja Roindefo Laharana faha-5 NV 3
Fanambarana ho Ben’ny Tanànan’Antananarivo
Fanambarana amin’ny Firotsahan-kofidiana ho Ben’ny Tanànan’Antananarivo : Manompo ny Renivohitra, Manome Voninahitra ny Firenena Ry Mpiray Tanindrazana malala eto Antananarivo, Misedra fotoan-tsarotra tsy…